plt_tn/lev/17/12.md

16 lines
285 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# niteny ...Aho
Eto, ny "Aho" dia manondro an'i Yaveh.
# tsy hisy hihinana rà eo aminareo
"Tsy hisy hihinana hena mbamin'ny rà amin'izany eo aminareo"
# izay azo hanina
DH: "izay nolazaiko fa azon'izy ireo hanina"
# ary hanototra tany ilay rà
"ary hanototra fotaka ilay rà"