plt_tn/lev/11/05.md

17 lines
451 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina.
# hyraka
Biby kely izay mipetraka amin'ny toerana be harambato.
# maloto ho anareo
Ireo biby izay ambaran'Andriamanitra ho
tsy mendrika ny hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# bitro
Biby kely lava sofina izay matetika monina any an-davaka ambanin'ny tany.