# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay avelany hohanin'ny olona sy izay raràny tsy hohanina. # hyraka Biby kely izay mipetraka amin'ny toerana be harambato. # maloto ho anareo Ireo biby izay ambaran'Andriamanitra ho tsy mendrika ny hohanin'ny olona dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny. # bitro Biby kely lava sofina izay matetika monina any an-davaka ambanin'ny tany.