plt_tn/lev/08/31.md

16 lines
514 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# haron'ny fanamasinana
Io dia midika fa ilay harona dia misy ny fanatitra izay ampiasaina rehefa manamasina an'i Arona sy ireo zanany lahy. DH: "ilay harona"
# araka ny nandidiako, nanao hoe: 'Hihinana izany i Arona sy ireo zanany lahy.'
DH: "araka ny nandidiako anao mba hatao"
# mandra-pahatanteraka ireo andron'ny fanokanana anareo
DH: "mandra-pahavitanareo ny andro fanokanana anareo"
# fanokanana
Io dia lanonana ofisialy izay fanaovana ny olona ho mpisorona. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:28.