# haron'ny fanamasinana Io dia midika fa ilay harona dia misy ny fanatitra izay ampiasaina rehefa manamasina an'i Arona sy ireo zanany lahy. DH: "ilay harona" # araka ny nandidiako, nanao hoe: 'Hihinana izany i Arona sy ireo zanany lahy.' DH: "araka ny nandidiako anao mba hatao" # mandra-pahatanteraka ireo andron'ny fanokanana anareo DH: "mandra-pahavitanareo ny andro fanokanana anareo" # fanokanana Io dia lanonana ofisialy izay fanaovana ny olona ho mpisorona. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny 8:28.