plt_tn/jos/15/05.md

16 lines
334 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# eo am-bavan'i Jordana
Ny faritra izay manafoana ny ony dia voalaza fa izany no vavan'ny ony.
# Ny faritany... eo
"Ny faritany...dia"
# Beti-hogla... Bet-araba
Ireo dia anaran-toerana.
# Vaton'i Bohana
Ity dia tahaka ny ilay vato lehibe izay apetrakin'ny olona ho famantarana ary nanome anarana ambadik'ilay lehilahy, Bohana.