# eo am-bavan'i Jordana Ny faritra izay manafoana ny ony dia voalaza fa izany no vavan'ny ony. # Ny faritany... eo "Ny faritany...dia" # Beti-hogla... Bet-araba Ireo dia anaran-toerana. # Vaton'i Bohana Ity dia tahaka ny ilay vato lehibe izay apetrakin'ny olona ho famantarana ary nanome anarana ambadik'ilay lehilahy, Bohana.