plt_tn/jos/13/02.md

16 lines
360 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ity ny tany izay mbola
Mazava aminao fa ity tany izay mbola ilan'Israely ity dia mba hambabo. D.H: "Ity tany izay mbola mitoetra ho an'Israely ity dia mba hambabo"
# Sikora
Ity dia anaran-toerana.
# izay heverina ho fananan'ireo Kananita
D.H: "ireo Kananita izay mihevitra ny fananan'izy ireo amin'izao."
# 'ireo Avita
Ireo dia anarana vondron'olona.