# Ity ny tany izay mbola Mazava aminao fa ity tany izay mbola ilan'Israely ity dia mba hambabo. D.H: "Ity tany izay mbola mitoetra ho an'Israely ity dia mba hambabo" # Sikora Ity dia anaran-toerana. # izay heverina ho fananan'ireo Kananita D.H: "ireo Kananita izay mihevitra ny fananan'izy ireo amin'izao." # 'ireo Avita Ireo dia anarana vondron'olona.