plt_tn/jos/07/04.md

24 lines
751 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# lehilahy telo arivo no niakatra avy amin'ireo tafika
Ireo dia anisan'ny miaramila. D.H: "lehilahy telo arivon'ireo miaramila no niakatra"
# lehilahy telo arivo...enina amby telopolo lahy
lehilahy enina-"3,000 lahy...36 lahy"
# Natahotra ny fon'ireo vahoaka...niala tamin'izy ireo ny herim-pony.
Ireo fehezanteny roa ireo dia mizara mazava tsara ny dikany ary natambatra mba anasosongadina fa tena natahotra loatra ny vahoaka.
# Natahotra ny fon'ireo vahoaka
Ny tenan'ireo vahoaka natahotra dia voalaza toy ny fahatahoran'ny fon'izy ireo. D.H: "Natahotra mafy ireo vahoaka"
# ny fon'ireo vahoaka
Ny fehezanteny "ny vahoaka" dia maneho ireo miaramila Israelita.
# niala tamin'izy ireo ny herim-pony.
"tsy nanana herim-po intsony izy ireo"