# lehilahy telo arivo no niakatra avy amin'ireo tafika Ireo dia anisan'ny miaramila. D.H: "lehilahy telo arivon'ireo miaramila no niakatra" # lehilahy telo arivo...enina amby telopolo lahy lehilahy enina-"3,000 lahy...36 lahy" # Natahotra ny fon'ireo vahoaka...niala tamin'izy ireo ny herim-pony. Ireo fehezanteny roa ireo dia mizara mazava tsara ny dikany ary natambatra mba anasosongadina fa tena natahotra loatra ny vahoaka. # Natahotra ny fon'ireo vahoaka Ny tenan'ireo vahoaka natahotra dia voalaza toy ny fahatahoran'ny fon'izy ireo. D.H: "Natahotra mafy ireo vahoaka" # ny fon'ireo vahoaka Ny fehezanteny "ny vahoaka" dia maneho ireo miaramila Israelita. # niala tamin'izy ireo ny herim-pony. "tsy nanana herim-po intsony izy ireo"