plt_tn/job/41/13.md

24 lines
830 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fitenenanny mafy an'i Joba alalan'ny fametrahana fanontaniana i Yaveh.
# Iza no afaka manala ireo fitafiny ivelany?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "tsy misy afaka manala ny fitafiany ivelany."
# Iza no afaka miditra ny fiarovany misosona?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka miditra amin'ny fiarovana mateviny."
# Iza no afaka manokatra ireo varavaran'ny tavany ...horohoro?
Io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy afaka mandrovitra ny valanoranony ...horohoro."
# ampinga
Ny apinga sy ny lamosin'ny Leviatana dia samy fiarovana tsara ary samy miaro amin'ny zana-tsipìka sy ny fitaovam-piadiana avokoa.
# mifanery toy ny fihidin'ny tombo-kase.
Io dia midika fa ireo "apinga" dia tena mifanakaiky ary tsy misy zavatra miditra eo anelanelany.