plt_tn/job/39/19.md

36 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
Manohy ny fanandrinany an'i Joba i Yaveh.
# FampahafantaMoa ve nomenao ny heriny ny soavaly?rana aminny Ankapobeny:
Mampiasa ireo fanontaniana telo ireo i Yaveh mba hanamafisany fa i Joba dia tsy tahaka an'i Yaveh satria Joba dia tsy mahafehy ny soavali-dia.
# Moa ve nomenao ny heriny ny soavaly?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mbola nanome ny heriny ho an'ny soavaly ianao."
# Nampiakanjo ny vozony tamin'ny volony mihofahofa ve ianao?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy afaka mampitafy ny vozony amin'ny volony mihofahofa ianao."
# Nampiakanjo ny vozony tamin'ny volony mihofahofa
Ny "volon-tsoavaly" dia resahina toy ny hoe fitafiana ho an'ny vozon-tsoavaly. DH: "nanao ny volony handrakotra ny vozony toy ny akanjo"
# volony mihofahofa
Ny volo lava izay eo an-tapon'ny vozon-tsoavaly.
# Efa nampitsambikina azy tahaka ny valala ve ianao?
Io fanontaniana io dia azo adika ho fanambarana. DH: "Tsy mahavita mampitsambikina azy tahaka ny valala ianao."
# valala
karazam-balala izay afaka mitsmbikina tena lavitra sytena haingana.
# fiefonefony
Feo mafy avoakan'ny soavaly amin'ny orony.