plt_tn/job/33/29.md

24 lines
749 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.
# Indro
Mampiasa io teny io ho fiteny i Eliho eto mba hisarihana ny fihainoan'i Joba izay holazainy manaraka. DH: "Henoy"
# indroa, eny, intelo aza
Io dia fomba fiteny. DH: "hatrany hatrany"
# mba hitondra ny fanahiny hiverina avy any an-davaka
Io dia miresaka ny famonjena ny olona amin'ny fahafatesana toy ny hoe efa maty izy ary nentina niverina ho amin'ny fahavelomana. DH: "Mba hihazonana azy tsy ho amin'ny fahafatesana sy tsy ho any an-davaka"
# lavaka
Ny toerana izay alehan'ny olona maty dia aseho amin'ny "lavaka." DH: "toerana izay alehan'ny olona maty"
# mba ho hazavaina amin'ny fahazavan'aina izy
DH: "Mba ho faly ny fahavelomana hatrany izy"