plt_tn/job/33/16.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny firesahany amin'i Joba i Eliho.
# manokatra ny sofin'ny olona Andriamanitra
Io dia miresaka ny fampitandreman'Andriamanitra ny olona toy ny hoe manokatra ny sofin'izy ireo Izy mba hahafahan'izy ireo mandre. DH: "ary manambara zavatra amin'ny olona Andriamanitra"
# mba hisintonana ny olona hiala amin'ny
Io dia miresaka ny fanakanan'Andriamanitra ny olona tsy hanao zavatra toy ny hoe misintona azy mivantana tsy ho amin'ny ratsy Izy. DH: "mba hanakanana azy tsy ho amin'ny"
# Andriamanitra no miaro ny ain'ny olona amin'ny lavaka ... ny ainy tsy hiampita ho any amin'ny fahafatesana
Ireo dia samy fanambarana ary mitovy ny dikany. DH: "Andriamanitra dia mamonjy ny olona amin'ny fasana sy ny fahafatesana"
# ny lavaka
Ny toerana alehan'ny olona rehefa maty eto dia tondroina amin'ny "lavaka." DH: "ny toeranaizay misy ny olona maty"
# ny ain'ny olona ...ny ainy
Io dia fomba fiteny. DH: "ny olona tsy ho amin'ny fahafatesana ... miaro azy"
# tsy hiampita ho any amin'ny fahafatesana
Eto, ny "fahafatesana" dia mampiseho ny toerana izay alehan'ny olona rehefa maty, izay, Fiainan-tsy hita. DH: "tsy ho any amin'ny Fiainan-tsy hita"