plt_tn/job/33/01.md

20 lines
926 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Manohy ny fitenenany i Eliho.
# mandrenesa ny lahateniko; henoy ny teniko rehetra
Ireo andian-teny ireo dia mitovy ny dikany. Manamafy i Eliho fa tsy maintsy mihaino tsara azy i Joba.
# efa manokatra ny vavako aho ...efa miteny tao am-bavako ny lelako
Ireo dia mitovy ny dikany. Manamafy i Eliho fa vonona ny hiteny izy ankehitriny. Ny "lelany" dia mampiseho ny fitenenany. DH: "efa manokatra ny vavako aho ary efa manomboka miteny"
# Avy amin'ny fahitsian'ny foko ny teniko
Eto i Eliho dia manondro ny tenany amin'ny alalan'ny "fony" toy ny hoe miteny mahitsy. Ary koa, milaza ny fitenenany toy ny fitenenan'ny "teniny" izy. DH: "Hiteny an-kitsim-po aho" na "hiteny amim-pahamarinana aho"
# manambara fahalalana madio ny molotro
Eto, Eliho dia manondro ny tenany amin'ny alalan'ny "molony" mba hanamafisany ny teniny. DH: "Hiteny aminareo an-kitsim-po ny zavatra fantatro aho"