plt_tn/job/29/25.md

20 lines
774 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nifidy ny lalan'izy ireo aho
Eto, ny "nifidy ny lalan'izy ireo" dia mampiseho ny fandidiana izay tokony hataon'izy ireo.
# nipetraka ho lehibeny
Eto, ny "nipetraka" dia mampiseho ny fanapahana na fitarihana. Nipetraka ny Lehibe rehefa mandray fanapahan-kevitra lehibe. DH: "nitarika azy ireo toy ny lehibeny"
# nipetraka ho lehibeny
Joba no lehiben'izy ireo. DH: "nitarika azy ireo satria izaho ny lehiben'izy ireo"
# niaina toy ny mpanjaka omban'ny tafiny aho
Joba dia miresaka ny fomba nitarihany ny vahoaka sy ny nankatoavan'izy ireo azy toy ny hoe mpanjaka izy ary izy ireo ny tafiny.
# toy ny olona izay mampionona ireo mpisaona
Io andian-teny io dia midika fa i Joba dia ilay mpamahery olona raha ny marina. DH: "nampahery azy ireo aho rehafa ory izy ireo"