# Nifidy ny lalan'izy ireo aho Eto, ny "nifidy ny lalan'izy ireo" dia mampiseho ny fandidiana izay tokony hataon'izy ireo. # nipetraka ho lehibeny Eto, ny "nipetraka" dia mampiseho ny fanapahana na fitarihana. Nipetraka ny Lehibe rehefa mandray fanapahan-kevitra lehibe. DH: "nitarika azy ireo toy ny lehibeny" # nipetraka ho lehibeny Joba no lehiben'izy ireo. DH: "nitarika azy ireo satria izaho ny lehiben'izy ireo" # niaina toy ny mpanjaka omban'ny tafiny aho Joba dia miresaka ny fomba nitarihany ny vahoaka sy ny nankatoavan'izy ireo azy toy ny hoe mpanjaka izy ary izy ireo ny tafiny. # toy ny olona izay mampionona ireo mpisaona Io andian-teny io dia midika fa i Joba dia ilay mpamahery olona raha ny marina. DH: "nampahery azy ireo aho rehafa ory izy ireo"