plt_tn/job/26/01.md

20 lines
1.2 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Endrey ny fanampianao ... ny sandry izay tsy nanana tanjaka!
Amin'ireo fanambarana ireo, Joba dia miampanga an'i Bilodada. Ny teny hoe "izay" dia maondro ny tenany. DH: "tsy manan-kery aho, kanefa ianao manao fihetsika toa hoe manampy ahy_saingy, tsy manampy ahy velively ianao!"
# ny sandry izay tsy nanana tanjaka
Mampiasa io andian-teny io i Joba mba hamlaritany ny tenany. DH :"izaho, izay tahaka ny sandry izay tsy manana hery " na "ilay tena marefo"
# Endrey ny nanoroanao hevitra ny olona izay tsy manam-pahendrena sy ny nanambaranao fahalalana tsara taminy!
Milaza i Joba fa i Bildada dia tsy manome hevitra na fahalalana tsara ho azy. DH: "Toa manao ahy ho tsy manam-pahendrena ianao ka nanoro hevitra ahy, ka nomenao hevitra tsara aho!"
# nanambaranao fahalalana tsara taminy
"nanome hevitra tsara ho azy"
# amin'ny fanampian'iza no nitenenanao ireny teny ireny? Fanahin'iza ...taminao?
Manohy ny fanesoana an'i Bildada i Joba ao amin'ireo fanontaniana ireo. Samy fanontaniana fampisainana ireo ary mitovy dika amin'ny ankapobeny. Ampiasaina miaraka ireo mba hifanamafisany. DH: "tena nampiana ianao tamin'ny fitenana ireo teny ireo. Mety ho nisy fanahy nanampy anao niteny azy ireo angamba!"