plt_tn/job/16/15.md

16 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nozairiko teo an-koditro ny akanjo fisaonana
Miresaka ny fiankanjoana akanjo vita tamin'ny lamba fisaonana ho toy ny hoe akanjo mirikitra amin'ny tenany i Joba. Mitafy akanjo fisaonana ny olona mba hanehoana fisaonana na alahelo mafy. DH: "nozairiko nitambatambatra ny akanjo fisaonana mba hiakanjoako ho fitafiako" na "miakanjo fitafiana izay namboariko tamin'ny akanjo fisaonana aho satria misaona"
# efa nalentiko tao amin'ny tany ny tandroko
Ny "tandrok'i Joba" dia mampiseho ny hery sy ny fahefana izay nananany tany aloha saingy tsy misy intsiny ankehitriny. DH: "Mipetraka eto amin'ny loto aho, btena ketraka" (UDB)
# eo amin'ny hodimasoko ny aloky ny fahafatesana
Ny mason'i Joba eto dia aseho amin'ny alalan'ny "hodi-masony." Miresaka ny ny masony maloka toy ny hoe maso mijery olona maty i Joba. DH: misy faribolana maizina manodidina ny masoko" na maizina ny masoko, tahaka ny mason'ny olona maty"
# tsy misy herisetra ny tanako
Ny "tanana" eto dia mampiseho ny fahafahan'ny olona iray sy ny asany. DH: "Tsy nanao fihetsika mahery setra aho"