plt_tn/job/15/19.md

24 lines
713 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay hany nomena ny tany
"izay hany nomen'Andriamanitra ny tany"
# izay tsy mba nandalovan'ny vahiny mihintsy
Io dia midika fa tsy misy hafa firenena monina eo amin'izy ireo manokana, ka mba tsy ho voatariky fivavahan'ny mpanompo sampy izy ireo. DH: "tsy misy olona avy amin'ny firenena hafa tonga ka nahatonga azy ireo hihevi-dratsy momba an'Andriamanitra"
# mijaly am-panaintainana
"miaina fanaintenana mafy." Io dia sady fanaintainana ara-batana na ara-pihetsem-po.
# isan'ny taona napetraka
DH: "ny taona rehetra izay napetrakan'Andriamanitra"
# izay napetraka
Io dia fomba fiteny. DH: "izay voaomana" na "izay natokana"
# Misy feon'horohoro eo an-tsofiny
"mahare feo mampitahotra azy foana izy"