plt_tn/job/14/07.md

32 lines
996 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Met hisy fanantenana ny hazo
Ny anarana "fanantenana" dia azo aseho amin'ny matoanteny "manantena." Ny fanantenana dia hazavaina ao amin'ny andininy faha 7-9. DH: "mahazo manantena isika fa ny hazo dia ho velona indray"
# mety hitsimoka indray
"mety hanomboka haniry indray izany"
# mba tsy hanjavona ny tahony tanora
Ny fanjavonana dia mampiseho fahafatesana. DH: "mba tsy ho faty ny sampany tanora"
# Na dia
"na dia...aza" na "na dia..."
# ny fotony
ny faritry ny ny hazo izay tavela eo amin"ny tany rehafa avy misy manapaka ny vataben'ilay hazo
# na dia mamofona rano fotsiny aza
Io dia manositsoritra ny fototra maty toy ny hoe afaka mamofompofona rano mba hanehoana ny rano manakaiky izany. DH: "na dia rano kely monja aza no akaikiny"
# hitsiry izany
"hanomboka haniry izany"
# hitsiry sy handrahaka tahaka ny zava-maniry
Fisandrahan'ny zava-maniry dia maampiseho sampana mitsiry eny amin'ny hazo. DH: "ary ny sampana hanomboka hitsiry eo amin'izany tahaka ny zava-maniry"