# Met hisy fanantenana ny hazo Ny anarana "fanantenana" dia azo aseho amin'ny matoanteny "manantena." Ny fanantenana dia hazavaina ao amin'ny andininy faha 7-9. DH: "mahazo manantena isika fa ny hazo dia ho velona indray" # mety hitsimoka indray "mety hanomboka haniry indray izany" # mba tsy hanjavona ny tahony tanora Ny fanjavonana dia mampiseho fahafatesana. DH: "mba tsy ho faty ny sampany tanora" # Na dia "na dia...aza" na "na dia..." # ny fotony ny faritry ny ny hazo izay tavela eo amin"ny tany rehafa avy misy manapaka ny vataben'ilay hazo # na dia mamofona rano fotsiny aza Io dia manositsoritra ny fototra maty toy ny hoe afaka mamofompofona rano mba hanehoana ny rano manakaiky izany. DH: "na dia rano kely monja aza no akaikiny" # hitsiry izany "hanomboka haniry izany" # hitsiry sy handrahaka tahaka ny zava-maniry Fisandrahan'ny zava-maniry dia maampiseho sampana mitsiry eny amin'ny hazo. DH: "ary ny sampana hanomboka hitsiry eo amin'izany tahaka ny zava-maniry"