plt_tn/job/11/13.md

20 lines
955 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nefa hevero fa efa nametraka tsara ny fonao ianao
Ny fo dia mampisehoi eritreritra na fahazarana. Mametraka izany tsara dia maneho fanitsiana azy. DH: "eny na dia efa nanitsy ny fonao aza ianao"
# ary efa nanatsotra ny tananao ho amin'Andriamanitra
Io dia asa famantarana maneho ny fangatahana fanampiana amin'Andriamanitra. DH: "ary efa nampiantso ahy sy nampivavaka ahy tamin'Andriamanitra"
# hevero hoe eo an-tananao ny heloka
Ny tanana dia mampiseho izay ataon'ny olona. DH: "eny na dia efa nahavita zava-dratsy aza ianao taloha"
# nefa avy eo dia nohalavirinao lavitra anao izany
Mametraka ny fahotana any oriana dia mampiseho fitsaharana amin'ny fahotana. DH: "kanefa avy eo dia nitsahatra tamin'ny fanaovan-dratsy ianao"
# tsy namela ny tsy marina hipetraka ao an-dainao ianao
Ny tsy fahamarianana mitoetra dia mampiseho olona manao zavatra tsy marina. DH: "ary tsy namela ireo mpikamban'ny tokantranonao hanao zavatra tsy marina ianao"