plt_tn/job/10/15.md

44 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha ratsy fanahy aho,
"Raha meloka aho" na "raha manao zava-dratsy aho"
# loza ho ahy
"akory ny halozan'izany amiko"
# na dia marina aza aho
"na dia nanao zavatra tamim-pahamarinana foana aza aho"
# hanandratra ny lohako
Io fomba fiteny io dia midika ho fahazoana antoka na fahatokisana. DH: "mitazona ny lohako ho ambony" na "matoky" na "mahazo antoka ny amin'ny tena"
# feno fahamenarana aho
Ny anarana "fahamenarana" dia azo adika amin'ny fampiasana teny mpamaritra "menatra." DH: "Fahamenarana no nameno ahy"
# fahamenarana
"afa-baraka"
# ary mijery ny fijaliako manokana
ny anarana "fahoriana" dia azo adika amin'ny fampiasana matoanteny "ory." DH: "ary mijery ny fahoriako aho"
# ary mijery
Ny teny tsy ampy dia azo ampiana. DH: "ary mijery aho"
# miandrandra ny lohako
Io fpmba nfiteny io dia midika ho fahatokisan-tena na fireharehana. DH: "raha lasa mirehareha aho"
# hihaza ahy tahaka ny liona ianao
Ireo nmety ho hevin'io sarin-teny io 1) Mihaza an'i Joba tahaka ny liona mihaza ny hazany Andriamanitra. 2) Hazaina tahaka liona hazain'Andriamanitra i Joba.
# mampiseho ny tenanao ho mahery amiko indray Ianao
Io andian-teny io dia mampiseho teny an-kolaka ny amin'ny fomba fanehoan'Andriamanitra ny heriny mahagaga amin'ny fanoherana an'i Joba.