# Raha ratsy fanahy aho, "Raha meloka aho" na "raha manao zava-dratsy aho" # loza ho ahy "akory ny halozan'izany amiko" # na dia marina aza aho "na dia nanao zavatra tamim-pahamarinana foana aza aho" # hanandratra ny lohako Io fomba fiteny io dia midika ho fahazoana antoka na fahatokisana. DH: "mitazona ny lohako ho ambony" na "matoky" na "mahazo antoka ny amin'ny tena" # feno fahamenarana aho Ny anarana "fahamenarana" dia azo adika amin'ny fampiasana teny mpamaritra "menatra." DH: "Fahamenarana no nameno ahy" # fahamenarana "afa-baraka" # ary mijery ny fijaliako manokana ny anarana "fahoriana" dia azo adika amin'ny fampiasana matoanteny "ory." DH: "ary mijery ny fahoriako aho" # ary mijery Ny teny tsy ampy dia azo ampiana. DH: "ary mijery aho" # miandrandra ny lohako Io fpmba nfiteny io dia midika ho fahatokisan-tena na fireharehana. DH: "raha lasa mirehareha aho" # hihaza ahy tahaka ny liona ianao Ireo nmety ho hevin'io sarin-teny io 1) Mihaza an'i Joba tahaka ny liona mihaza ny hazany Andriamanitra. 2) Hazaina tahaka liona hazain'Andriamanitra i Joba. # mampiseho ny tenanao ho mahery amiko indray Ianao Io andian-teny io dia mampiseho teny an-kolaka ny amin'ny fomba fanehoan'Andriamanitra ny heriny mahagaga amin'ny fanoherana an'i Joba.