plt_tn/job/08/08.md

16 lines
860 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana aminny Ankapobeny :
Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray aminny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahaizan'ny olona mandray lesona avy amin'ireo razambeny, nomena fehim-piainana sy ny fahavononan'ireo razambe hizara fianarana.
# fantaro izay nianaran'ny razambenao
"hianaro tsara izay zavatra itan'ireo razambenao" na "hevero izay nianaran'ireo razambenao"
# aloka ny androntsika ety an-tany
Ao amin'io fanoharana dia ampitahaina amin'ny aloka ny fiainana; izay samy mandalo miserana.
# Tsy hampianatra anao ve izy ireo ka hilaza aminao? Tsy hiteny ireo teny avy ao am-pony ve izy ireo?
Mametraka io fanontaniana io i Bildada mba hitenenana mafy an'i Joba. DH: "Hampianatra sy hiteny anao izy ireo, ary avy amin'ny fahazavan-tsain'izy ireo no hitondrana teny mivoaka."