# Fampahafantarana amin’ny Ankapobeny : Manohy mampiasa fampitoviana isaky ny andininy ny mpanoratra, mampita hevitra iray amin’ny fanambarana roa samihafa mba hanamafisana ny fahaizan'ny olona mandray lesona avy amin'ireo razambeny, nomena fehim-piainana sy ny fahavononan'ireo razambe hizara fianarana. # fantaro izay nianaran'ny razambenao "hianaro tsara izay zavatra itan'ireo razambenao" na "hevero izay nianaran'ireo razambenao" # aloka ny androntsika ety an-tany Ao amin'io fanoharana dia ampitahaina amin'ny aloka ny fiainana; izay samy mandalo miserana. # Tsy hampianatra anao ve izy ireo ka hilaza aminao? Tsy hiteny ireo teny avy ao am-pony ve izy ireo? Mametraka io fanontaniana io i Bildada mba hitenenana mafy an'i Joba. DH: "Hampianatra sy hiteny anao izy ireo, ary avy amin'ny fahazavan-tsain'izy ireo no hitondrana teny mivoaka."