plt_tn/job/03/11.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobenhy
Io andalan-teny io dia mirakitra ireo fanontaniana fampisainana, izay anontanian'i Joba mba hanaovana karazana fanambarana.
# Nahoana re aho no tsy maty rehefa nivoka avy tao an-kibo?
"Nahoana re aho no tsy maty teo am-pahaterahana?" mametraka io fanontaniana io i Joba mba hanozonana ny andro nahaterahany sy mba hanehoana ny fangirifiriany. DH: "Tiako raha mba maty tamin'ny andro nahaterahako aho"
# Nahoana aho no tsy nandao ny fanahiko raha niteraka ahy ny reniko?
Ny tian'i Joba lazaina dia ny mba tsy hahaterahany velona. DH: "Tiako raha mba maty aho raha nivoaka avy ao an-kibo."
# nandao ny fanahiko
Io dia manondro fahafatesana
# Nahoana no nitsena ahy ireo lohaliny?
Mety manondro ny fiampofoan'ny renin'i Joba angamba io. Ireo lohaliky ny renininy di resahina toy ny olona izay afaka mitsena zaza vao teraka. DH: "Tiako raha tsy nisy fiampofoana nitsena ahy."
# Nahoana no nandray ahy ireo nonony mba hahafahako mitsetsitra?
Ny nonon'ny renin'i Joba dia resahina toy ny olona izay afaka mitsena zaza mena vava. DH: "Tiako raha mba tsy nisy nono hinonoana ho ahy."