forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.4 KiB
Markdown
28 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# ireo izay mahalala ny fomba hamohazana ny Leviatana
|
||
|
|
||
|
Joba eto dia mety manondro ireo mpanao ody na ombiasy, izay hinoany fa mety hahavita hiantsy ireo Leviatana amin'ny alalan'ny korontana. Leviatana dia biby fanta-daza tany amin'ny angano Tandrefana Fahagola, izay noheverina ho fototry ny karazam-pahapotehana, fisavoritahana, ary fikorontanana rehetra.
|
||
|
|
||
|
# ho maizina anie ireo kintan'ny andro vao mangiran-dratsin'izany
|
||
|
|
||
|
io dia manondro ireo planeta izay matetika hita mialohan'ny mangiran-dratsy. DH: "Ho maizina anie ireo kintana izay miseho alohan'ny voalohan-kazavan'izany andro izany"
|
||
|
|
||
|
# hitady fahazavana anie izany andro izany, saingy tsy hahita
|
||
|
|
||
|
Ny andro izay nahaterahan'i Joba dia lazaina ho toy ny olona mitady zavaytra. DH: "Haniry hazavana anie izany andro izany, saingy tsy hahazo."
|
||
|
|
||
|
# na hahita ireo hodi-mason'ny vao mangiran-dratsy
|
||
|
|
||
|
ny vao mangiran-dratsy dia lazaina ho toy ny hodi-maso izay hananan'ny olona iray. DH: "na hahita ny voalohan-kazavan'ny vao mangiran-dratsy."
|
||
|
|
||
|
# satria tsy nanidy ny varavaran'ny kibon'ny reniko izany
|
||
|
|
||
|
Ny kibom-behivavy dia lazaina ho toy ny fitoeran-javatra misy varavarana DH: "satria tsy nanidy ny kibon-dreniko izany andro izany"
|
||
|
|
||
|
# satria tsy nanafina ireo fahoriana tsy ho eo imasoko izany
|
||
|
|
||
|
Ny andro nahaterahan'i Joba eto dia lazina ho toy ny olona izay afaka manafin-javatra.
|
||
|
|
||
|
# tsy ho eo imasoko
|
||
|
|
||
|
Ny "maso" eto dia mampiseho ny olona izay niara-nahita tamin'izy ireo. DH: "Tsy ho eo amiko"
|