plt_tn/job/02/09.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mbola mihazona ny fahitsinao ihany ve ianao?
Io fanontaniana fampisainana io dia maneho fanambarana. DH: "Tsy tokony hifady hanina ho an'ny fahitsinao ianao."
# Ozony Andriamanitra
"Lavo Andriamanitra"
# Miresaka toy ny firesaky ny vehivavy adala ianao
Milaza i Joba fa miresaka tahaka ny adala izy. DH: "Miresaka tahaka ny tsisy adala ianao."
# Ny tsara ihany ve no tokony ho raisintsika avy amin'Andriamanitra ka tsy ho raisina ny ratsy?
Io fanontaniana fampoisainana io dia maneho fanambarana. DH: "Tokony handray ny ratsy avy amin'Andriamanitra tahaka tsara tokoa isika."
# mandray ny tsara
"mahazo tombony avy amin'ny zava-tsoa rehetra"
# ny tsara
Io dia mampiseho ireo zava-tsoa rehetra izay omen'Andriamanitra antsika.
# mandray ny ratsy
"miaina ireo zava-dratsy rehetra tsy am-kitaraina"
# ny ratsy
Io dia mampiseho ireo zava-dratsy izay nataon'Andriamanitra na navelany mba hiainantsika.
# manota amin'ny molony
Eto ny "molotra" dia mampiseho ny fitenenenana. DH: "manota amin'ny fitenenana manohitra an'Andriamanitra"