# Mbola mihazona ny fahitsinao ihany ve ianao? Io fanontaniana fampisainana io dia maneho fanambarana. DH: "Tsy tokony hifady hanina ho an'ny fahitsinao ianao." # Ozony Andriamanitra "Lavo Andriamanitra" # Miresaka toy ny firesaky ny vehivavy adala ianao Milaza i Joba fa miresaka tahaka ny adala izy. DH: "Miresaka tahaka ny tsisy adala ianao." # Ny tsara ihany ve no tokony ho raisintsika avy amin'Andriamanitra ka tsy ho raisina ny ratsy? Io fanontaniana fampoisainana io dia maneho fanambarana. DH: "Tokony handray ny ratsy avy amin'Andriamanitra tahaka tsara tokoa isika." # mandray ny tsara "mahazo tombony avy amin'ny zava-tsoa rehetra" # ny tsara Io dia mampiseho ireo zava-tsoa rehetra izay omen'Andriamanitra antsika. # mandray ny ratsy "miaina ireo zava-dratsy rehetra tsy am-kitaraina" # ny ratsy Io dia mampiseho ireo zava-dratsy izay nataon'Andriamanitra na navelany mba hiainantsika. # manota amin'ny molony Eto ny "molotra" dia mampiseho ny fitenenenana. DH: "manota amin'ny fitenenana manohitra an'Andriamanitra"