plt_tn/jhn/21/15.md

20 lines
772 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy manomboka miresaka amin'i Simona Petera.
# tia Ahy mihoatra noho ireo ve ianao? ... tia Ahy ve ianao?
Eto ny hoe "tia" dia maneho ny karazana fitiavana avy amin'Andriamanitra, mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao.
# fatatrao fa tia Anao aho
Rehefa namaly Petera, dia nampiasa ny teny hoe "tia" izay maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana na fitiava-namana na fianakaviana.
# Fahano ireo ondriko
Eto ny "ondriko" dia sari-teny izay maneho ireo olona tia an'i Jesosy sy manaraka Azy. DH: "Fahano ireo olona izay karakaraiko"
# Karakarao ny ondriko
Eto ny hoe "ondriko" dia sari-teny izay maneho ireo olona tia an'i Jesosy sy manaraka Azy. DH: "Karakarao ireo olona izay karakaraiko"