# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy manomboka miresaka amin'i Simona Petera. # tia Ahy mihoatra noho ireo ve ianao? ... tia Ahy ve ianao? Eto ny hoe "tia" dia maneho ny karazana fitiavana avy amin'Andriamanitra, mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. # fatatrao fa tia Anao aho Rehefa namaly Petera, dia nampiasa ny teny hoe "tia" izay maneho ny fitiavana ara-pirahalahiana na fitiava-namana na fianakaviana. # Fahano ireo ondriko Eto ny "ondriko" dia sari-teny izay maneho ireo olona tia an'i Jesosy sy manaraka Azy. DH: "Fahano ireo olona izay karakaraiko" # Karakarao ny ondriko Eto ny hoe "ondriko" dia sari-teny izay maneho ireo olona tia an'i Jesosy sy manaraka Azy. DH: "Karakarao ireo olona izay karakaraiko"