plt_tn/jhn/10/27.md

8 lines
446 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mandre ny feoko ny ondriko
Ny teny hoe "ondry" dia sari-teny ho an'ireo mpanara-dia an'i Jesosy. DH: "Tahaka ireo ondry izay mankatoa ny feon'ny mpiandry azy ireo, no hitandreman'ireo mpanaradia Ahy ny feoko"
# tsy hisy handrombaka azy eo am-pelantanako
Eto ny teny hoe "am-pelantanako" dia maneho ny fiahian'i Jesosy feno fiarovana. DH: "tsy hisy hangalatra azy ireo ety amiko" na "izy ireo dia ho voaaro mandrakizay eto amin'ny fiahiako"