# Mandre ny feoko ny ondriko Ny teny hoe "ondry" dia sari-teny ho an'ireo mpanara-dia an'i Jesosy. DH: "Tahaka ireo ondry izay mankatoa ny feon'ny mpiandry azy ireo, no hitandreman'ireo mpanaradia Ahy ny feoko" # tsy hisy handrombaka azy eo am-pelantanako Eto ny teny hoe "am-pelantanako" dia maneho ny fiahian'i Jesosy feno fiarovana. DH: "tsy hisy hangalatra azy ireo ety amiko" na "izy ireo dia ho voaaro mandrakizay eto amin'ny fiahiako"