forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
876 B
Markdown
20 lines
876 B
Markdown
|
# Jiosy
|
||
|
|
||
|
Eto ny "Jiosy" dia entina hilazana ireo "mpitarika Jiosy" izay manohitra an'i Jesosy. DH: "ireo mpitarika Jiosy"
|
||
|
|
||
|
# hahita fahafatesana
|
||
|
|
||
|
Ity dia fomba fiteny izay midika hoe hiaina fahafatesana. Ireo mpitarika Jiosy dia diso fihevitra raha nieritreritra fa Jesosy dia miresaka momban'ny fahafatesana ara-nofo fotsiny ihany. DH: "maty"
|
||
|
|
||
|
# Tsy lehibe noho ny rainay Abrahama izay efa maty Ianao, sa ve lehibe
|
||
|
|
||
|
Ireo mpitarika Jiosy dia mampiasa ity fanontaniana ity mba hanamafisana fa Jesosy dia tsy lehibe noho Abrahama. DH: "Mazava ho azy fa Ianao dia tsy lehibe noho ny rainay Abrahama izay efa maty tokoa!"
|
||
|
|
||
|
# rainay
|
||
|
|
||
|
"razambe"
|
||
|
|
||
|
# Manao ny tenanao ho iza moa Ianao?
|
||
|
|
||
|
Ireo Jiosy dia mampiasa ity fanontaniana ity mba hitenenana mafy an'i Jesosy nohon'ny fieritreretana fa lehibe noho Abrahama Izy. DH: "Ianao dia tsy tokony hieritreritra hoe manan-danja be Ianao!"
|