plt_tn/jer/50/35.md

28 lines
720 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny sabatra dia hamely an'ireo Kaldeana
Ny "sabatra" dia manondro ireo izay mampiasa azy. DH: "ho avy eo amin'ireo Kalideana ireo miaramila fahavalo mitana sabatra"
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
# hitonon-tena ho toy ny adala izy ireo
Ny teny "hitonon-tena" dia mampiseho ny adalan'izy ireo ary mamboraka izany mba ahafahan'ny rehetra mahita izany.
# ho feno tahotra izy ireo
DH: "hameno azy ireo ny tahotra"
# ho tonga tahaka ny vehivavy izy ireo
"ho lasa malemy noho ny vehivavy izy rehetra ireo"
# ireo trano fitehirizany
Ny trano fitehirizana dia toerana fametrahana zavatra sarobidy.
# ho voaroba izy ireo
DH: "handroba azy ireo ny miaramila fahavalo"