plt_tn/jer/50/03.md

28 lines
658 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hitsangana hamely azy
Ny teny "azy" eto dia manondro an'i Babylona.
# ny taniny
Ny teny "-ny" eto dia manondro an'i Babylona.
# hiaina ao amin'izany
Ny teny "izany" eto dia manondro an'i Babylona.
# Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 33:14.
# Hanontany ... izy ireo
Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ny vahoakan'Israely sy ny vahoakan'i Joda.
# hanatona an'i Yaveh
Io dia sarinteny nampiasaina mba hanazavana ny fifandraisana ara-panahy amin'i Yaveh.
# izay tsy ho adinoina
Io dia manambara fa ilay fifanekena dia ho ankatoavina mandrakizay. DH: "izay tsy ho adinoana mandrakizay"