# Hitsangana hamely azy Ny teny "azy" eto dia manondro an'i Babylona. # ny taniny Ny teny "-ny" eto dia manondro an'i Babylona. # hiaina ao amin'izany Ny teny "izany" eto dia manondro an'i Babylona. # Amin'izany andro izany sy amin'izany fotoana izany Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 33:14. # Hanontany ... izy ireo Ny teny "izy ireo" eto dia manondro ny vahoakan'Israely sy ny vahoakan'i Joda. # hanatona an'i Yaveh Io dia sarinteny nampiasaina mba hanazavana ny fifandraisana ara-panahy amin'i Yaveh. # izay tsy ho adinoina Io dia manambara fa ilay fifanekena dia ho ankatoavina mandrakizay. DH: "izay tsy ho adinoana mandrakizay"