plt_tn/jer/32/41.md

16 lines
449 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miteny Yaveh.
# fanasoavako azy ireo
Eto ny "azy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.
# Hampitoetra azy ireo ao amin'ity tany ity am-pahatokiana Aho
DH: "Ho apetrako maharitra eo amin'io tany io ireo Israelita"
# amin'ny foko manontolo sy ny aiko rehetra
Ireo fehezanteny roa ireo no mitambatra dia lasa fomba fiteny izay manondro ny tenan'ilay olona manontolo. DH: "amin'ny tenako manontolo"