# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny Yaveh. # fanasoavako azy ireo Eto ny "azy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely. # Hampitoetra azy ireo ao amin'ity tany ity am-pahatokiana Aho DH: "Ho apetrako maharitra eo amin'io tany io ireo Israelita" # amin'ny foko manontolo sy ny aiko rehetra Ireo fehezanteny roa ireo no mitambatra dia lasa fomba fiteny izay manondro ny tenan'ilay olona manontolo. DH: "amin'ny tenako manontolo"