plt_tn/jer/31/04.md

16 lines
450 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka tamin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# Hanangana anao indray Aho ka hitsangana ianao
DH: "Ho ataoko mafy indray ianao" na "ho ataoko mahomby indray ianao"
# ry Israely virijiny
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:13.
# ampongatapaka
Zava-maneno toy ny amponga ny lohany izay azo velesina ary misy ampahina vy manodidina ireo sisiny izay maneno rehefa mihotsana ilay zava-maneno.