# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka tamin'ny vahoakan'Israely Yaveh. # Hanangana anao indray Aho ka hitsangana ianao DH: "Ho ataoko mafy indray ianao" na "ho ataoko mahomby indray ianao" # ry Israely virijiny Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 18:13. # ampongatapaka Zava-maneno toy ny amponga ny lohany izay azo velesina ary misy ampahina vy manodidina ireo sisiny izay maneno rehefa mihotsana ilay zava-maneno.