plt_tn/jer/30/08.md

16 lines
500 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka tamin'ireo Israelita Yaveh.
# hanapahako ny zioga hiala amin'ny vozonareo, ary hanorotoroko ny rojo vy anareo
Ireo fehezanteny ireo dia manondro an'i Yaveh manafaka ireo vahoaka Israelitany tamin'ny fanandevozana.
# hivavaka amin'i Yaveh Andriamaniny izy ireo
Ny andian-teny "izy ireo" dia manondro ireo taranak'i Jakoba. DH: "hanompo an'i Yaveh ianareo"
# hanompo an'i Davida mpanjakany
Io dia manondro ny iray amin'ny taranak'i Davida.