# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka tamin'ireo Israelita Yaveh. # hanapahako ny zioga hiala amin'ny vozonareo, ary hanorotoroko ny rojo vy anareo Ireo fehezanteny ireo dia manondro an'i Yaveh manafaka ireo vahoaka Israelitany tamin'ny fanandevozana. # hivavaka amin'i Yaveh Andriamaniny izy ireo Ny andian-teny "izy ireo" dia manondro ireo taranak'i Jakoba. DH: "hanompo an'i Yaveh ianareo" # hanompo an'i Davida mpanjakany Io dia manondro ny iray amin'ny taranak'i Davida.