plt_tn/jer/22/15.md

12 lines
410 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mahatonga anao ho mpanjaka tsara ve ny fanirianaono hanana takelaka sedera?
DH: "Ny fananana takelaka sedera dia tsy midika fa mpanjaka tsara ianao"
# Moa ve tsy nihinana sy nisotro ihany koa ny rainao, fa kosa nanao ny rariny sy fahamarinana?
DH: "Josia mpanjaka dia nanararaotra ny fiainany ... fahamarinana."
# Moa ve izany tsy midika ny fahafantarana Ahy?
DH: "Izany ny dikan'ny fahafantarana Ahy."