# Mahatonga anao ho mpanjaka tsara ve ny fanirianaono hanana takelaka sedera? DH: "Ny fananana takelaka sedera dia tsy midika fa mpanjaka tsara ianao" # Moa ve tsy nihinana sy nisotro ihany koa ny rainao, fa kosa nanao ny rariny sy fahamarinana? DH: "Josia mpanjaka dia nanararaotra ny fiainany ... fahamarinana." # Moa ve izany tsy midika ny fahafantarana Ahy? DH: "Izany ny dikan'ny fahafantarana Ahy."