plt_tn/jer/21/08.md

28 lines
642 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# io vahoaka io
DH: "ny vahoakan'i Jerosalema"
# ho apetrako manoloana anareo ny lalan'ny fiainana sy ny lalan'ny fahafatesana
Manome safidy ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh izay hamaritra na ho faty na ho velona izy ireo.
# mianjera eo amin'ny lohaliny eo anoloan'
DH: "manodidina an'"
# nanao fahirano
DH: "nanafika avy eny amin'ny lafiny rehetra"
# efa nanandrina ny tavako
DH: "efa resy lahatra ny hanafika"
# Handositra hiaraka amin'ny ainy izy
Izay nanodidina an'ireo Babyloniana dia ho tafatsoaka velona, na dia ho very aza ny fananany rehetra.
# izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.