# io vahoaka io DH: "ny vahoakan'i Jerosalema" # ho apetrako manoloana anareo ny lalan'ny fiainana sy ny lalan'ny fahafatesana Manome safidy ny vahoakan'i Jerosalema Yaveh izay hamaritra na ho faty na ho velona izy ireo. # mianjera eo amin'ny lohaliny eo anoloan' DH: "manodidina an'" # nanao fahirano DH: "nanafika avy eny amin'ny lafiny rehetra" # efa nanandrina ny tavako DH: "efa resy lahatra ny hanafika" # Handositra hiaraka amin'ny ainy izy Izay nanodidina an'ireo Babyloniana dia ho tafatsoaka velona, na dia ho very aza ny fananany rehetra. # izany no fanambaran'i Yaveh Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.